|
|
|
|

Teny iditra1 adrakadraka
Fototeny  2drakadraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mitsangantsangana (volo): Nadrakadrakan' ilay alika ny volony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of that which is badly tied or badly arranged, as goods or hair.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on dresse, à dresser. [1.3#117]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12