|
|
|
|

Teny iditra1 adraina
Fototeny  2adrà
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lavina am-pifaliana; esoesoina, ivaivaina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 adraina, 10 anadria, 11 aradiña, 12 aridana, 13 iadrana, 14 iradana, 15 radiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12