|
|
|
|

Teny iditra1 adisanina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4addition in Arithmetic. [1.2]
5addition. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Addition, opération d' arithmétique. [1.3]
7addition. [1.8]
Ohatra  8 farany, andeha hatao adisanina ny venty sy kirobo, lasi-venty ary lasiray sy kirobo [2.436#]
Voambolana  9 Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  10efa manao adisanina izany ny kankana
Tsanganana sy sary iray takila  11 Fifanampiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08