|
|
|
|
Teny iditra
1
adilana
Fototeny
2
dilana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina manety eo afovoany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
adilana
, adilako, adilanao, adilany, adilantsika, adilanay, adilanareo, adilan', adilan-, adilam-, adila-
6
Ny lasa :
nadilana, nadilako, nadilanao, nadilany, nadilantsika, nadilanay, nadilanareo, nadilan', nadilan-, nadilam-, nadila-
7
Ny hoavy :
hadilana
, hadilako, hadilanao, hadilany, hadilantsika, hadilanay, hadilanareo, hadilan', hadilan-, hadilam-, hadila-
8
Filaza mandidy :
adilano
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12