|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adijida-sefo |
| Singan-teny | 2adijidà, 3sefo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Miaramila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|