|
|
|
|

Teny iditra1 adarona
Fototeny  2darona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5A dire posément. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 adarona, 11 arodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12