|
|
|
|

Teny iditra1 adaboboka
Fototeny  2daboboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin' ny helo ireo anjely mpikomy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of anything thrown or dashed down violently. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu'on jette en bas, qu'on précipite. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12