|
|
|
|

Teny iditra1 abonaka
Fototeny  2bonaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avala hibonaka, na hibontsina noho ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe, hibotanaka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 abonaka, 10 akobana, 11 ankaboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12