|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abofaka |
| Fototeny | 2bofaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alefa, aely (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky ny hainandro ny fofon' ny fako ka niely eran' ny tokotany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 abafoka, 10 abofaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|