|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 aboalina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3bibikely mivelona an' andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4nom d'une espèce d'insecte, termite (votry).. [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7aboaly, votry

Teny iditra (2/2)8 aboalina
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10termitière. [Tankarana] [1.19]
Haiendriteny 
11 Tsotra :
Voambolana  12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12