|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abidý samy hafa |
| Singan-teny | 2abidý, 3samy, 4hafa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6zavatra tsy mitovy velively, tsy mifandray lany tendro, samy manana ny antony, sasanangy samy hafa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/18 |
|