|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 abehambehana |
| Fototeny | 2behambehana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao mibehambehana, avelatra (tanana) na asabàka (tongotra) mba haka toerana be toa mitory fanambonimbonian-tena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5used of the gait of one who walks in the manner described in behambehana.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on écarte.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|