|
|
|
|

Teny iditra1 abanabana
Fototeny  2banabana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny varavarambe sy varavarankely fa manempotra izany fofon' arina izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of the door opened.. [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12