|
|
|
|

Teny iditra1 abafoka
Fototeny  2bafoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu'on laisse se vautrer. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 abafoka, 11 abofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12