|
|
|
|

Teny iditra1 aatrana
Fototeny  2atrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiteny amin' ny basy izay raisina ka ajoro tsara: Naatran' ny miaramila ny basy nandritra ny porizenitra. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12