|
|
|
|

Teny iditra1 aato
Fototeny  2ato
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra. [1.1]
Ohatra  5 haato ny fizotry ny fanomezana ny velaran-tany ahitana ny fihandronam-by ao Soalala; [4.27]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10atoina

Fivaditsoratra  11 aato, 12 aota, 13 atao, 14 atoa, Atoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03