|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aankina |
| Fototeny | 2ankina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 aankina, 11 anka~ina, 12 kaniana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|