|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Y    y    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy.
4Raha mamaran-teny nyi dia atao y:Tany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5y represents the same sound as i, but is used at the end of words, and is sounded very lightly.
6in recent editions of the Bible y is used in the body of words taken from the Greek to represent the letter upsilon; thus Egypta (Egypt), Synagoga (Synagogue) [Editor's note: in Protestant Bibles only]. [1.75]
Fanazavàna teny frantsay  7l'y n'est employé qu'à la fin des mots. [1.20]
8l'y ne s'emploie qu'à la fin des mots. [1.104]
9i et y se substituent l'un à l'autre selon leur position; i se place au commencement, ou au milieu des mots, ou seul, et y se met à la fin.. [1.103]
Mpanahaka  10 abidy, 11 i
Tsanganana sy sary iray takila  12 Ny abidia
Lahatsoratra  13Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)14 Y    
Sokajin-teny  15 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  16Singa mivaingana, faha-39 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  17Yttrium.. [3.1]
Voambolana  18 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  19 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02