|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 volobe
Singan-teny  2volo, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy.
6Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika. [1.1]

Teny iditra (2/3)7 volobe
Singan-teny  8volo, 9be
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11(« grand bambou »).
12Cephalostachyum madagascariense A.
13Camus (Poaceae).
14Réf.
15H.Perrier 10848.
16Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae).. [Betsimisaraka] [1.196]
Ohatra  17 Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany. [2.895#76]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)19 Volobe
Singan-teny  20volo, 21be
Sokajin-teny  22 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  23 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  24 Volobe, volobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02