|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Vatamena |
| Singan-teny | 2vata, 3mena |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 dia ravatamena, any Ambatomanga atsinanana.
[2.48]
6 Manjakatsiroa, ary iny akeky azy alohany, ary dia Kelimalaza, ary dia Fantaka, dia Behaza, dia Tsimalialahy, dia vatamena ... [2.48] |
| Voambolana | 7 Finoana |
| Tsipelina hafa | 8Andriambatamena, andriambatamena, Ravatamena, ravatamena |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny sampy taloha |
| Fivaditsoratra | 10 mañatave, 11 Vatamena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|