|
|
|
|

Teny iditra1 tsipipanohizana
Singan-teny  2tsipika, 3fanohizana
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana.
6Ny tsipipanohizana ( - ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny renisoratra ilay faharoa, ary amin' ilay voalohany misy vaninteny iray maty: "ka", na "tra", na ny tarehin-tsoratra "a" amin' ny "na".
7Ohatra: lavaka trandraka = lava-trandraka ~ folaka roa = fola-droa ~ sampina havanana = sampin-kavanana. [1.146#21]
Fanazavàna teny anglisy  8hyphen. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsipi-panohizana] 9trait d'union. [1.8, 1.13]
Voambolana  10 Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  11 Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12