|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Trimobe |
| Singan-teny | 2trimo, 3be |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Bibiolona voalaza ao amin' ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a mythical giant; cf.
7rapeto. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8monstre fabuleux.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Finoana |
| Tsipelina hafa | 10itrimo, itrimo, itrimobe, itrimobe, itrimondahy, itrimondahy |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mibotre, 13 Trimobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|