|
|
|
|

Teny iditra1 toho-drano
Singan-teny  2tohoka, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy. [1.1]
[tohodrano] 6fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [tohodrano] 7barrage. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12