|
|
|
|

Teny iditra1 tambàna
Fototeny  2tambàna
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [tambaña] 4sampona, voasakana. [Tambahoaka] [1.78]
5Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  8tsy ho azon-tambana

Fivaditsoratra  9 antamba, 10 tambàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08