|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sofimbary |
| Singan-teny | 2sofina, 3vary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny ilazana ny ravin' ny vary.
[1.1] [sofim-bary] 6karazana ravina kely manelanelana ny voa sy ny ravina. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[sofim-bary]
7feuilles du jeune plant de riz.
[1.196] [sofim-bary] 8ligule. [1.13] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|