|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rova |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fonenan'ny mpanjaka.
[Taisaka]
[1.78] 4Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha. 5Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana. [1.1] [rôva] 6fefy, bako. [Bezanozano] [1.78] 7tranom-borona (akoho, gisa). [Sihanaka] [1.78] 8trano fitsarana. [Tanosy] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9a palisade; a fortified place.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10palissade, fortin, château-fort, palais.
[1.8] 11(toute l'île). 12Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. 13Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique.. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Haitoetany: monuments |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 33 ravo, 34 rova, 35 varo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|