|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rosia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Taratasy fanamarinana ny nandraisana vola tamin' olona; tapakila. [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: varotra

Teny iditra (2/2)5 Rosia
Sokajin-teny  6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7Russia. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  8Russie. [3.1]
Voambolana  9 Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  10 rosianina

Fivaditsoratra  11 arosy, 12 raiso, 13 Rosia, rosia, 14 sario, 15 saroy, 16 Siora, 17 sirao, 18 siroà, 19 soria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03