|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 razambe
Singan-teny  2razana, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ray aman-dreny efa maty. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6aïeux. [1.54]
7aïeul, ancêtre. [1.13]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 Razam-be
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Voambolana  12 Tantara: olona 13 Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  14 Ifaralahy diso fangataka
15 Ifaramalemy sy Ikotobekibo

Fivaditsoratra  16 razambe, Razam-be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02