|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Razafindrazaka |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Voambolana | 3 Tantara: olona |
| Kamban-teny rehetra | 4Razafindrazaka Harilanto |
| Teny iditra (2/2) | 5 Razafindrazaka |
| Singan-teny | 6Razafindrazaka |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Teraka tany Amparafaravola (Ambatondrazaka) tamin'ny 30 Janoary 1922.
9Nianatra tamin'ny sekolim-panjakana teo an-toerana ary tamin'ny taona 1938, tafiditra tamin'ny Ecoles Régionales. 10Nanohy fianarana araka izany tany Toamasina (1938-1939), Ambatondrazaka (1940). 11Nanomana tao amin'ny Ecole Le Myre de Vilers (1941-1942) ny fidirana ho amin'ny Ecole de Médecine ary dia nianatra tao amin'itỳ farany dokoteram-panjakana. 12Nivezivezy tetsy sy teroa eran'i Madagasikara araka ny fanendrena azo. 13Sady niasa no nampiana-tena. 14Afaka Baccalauréat tamin' ny 1957. 15Izany dia lalana niombana hahazoana ny doctorat en médecine izay vita tao Paris tamin'ny 1961. 16Ny asa fandidiana izay indray nezahina niaraka tamin'io fianarana tany ivelany io, dia natao nony tafaverina teto an-tanindrazana, ary nanaovana fiofanana sy fandalinana indray tany Strasbourg (1964-1967). 17Dia napetraka tamin'izay ary nanao ny raharaha fitsaboana tandrifin'ireo fiomanana rehetra ireo. 18Mbola kely mihitsy dia efa revo tamin' ny famakiana ny lahatsoratra sy boky amin'ny teny malagasy. 19Folo taona mahery dia efa nahavaky manontolo ny Baiboly sy antotan-gazety "Ny Mpadinika" nisy laharana novoaka nandritra ny roa na telo taona voatambatra ho boky, hita tao an-trano tamin'izany fotoana izany.. [2.472] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20In 2006 Andry Andraina (his real name was Razafindrazaka), a well-known figure in the literary world, died.
21He was a member of HAVATSA/UPEM and an active member of the Malagasy Academy. 22Andry Andraina began to publish late in life. 23His first novel I Vola appeared when he was 55. 24It received the award of the Malagasy Academy. 25His second novel Mitaraina ny tany was nominated for the award of Ministeran' ny Fanolokoloana sy ny Zavakanto Revolisionera. 26He wrote a number of plays and radio shows. 27Andry Andraina was the founder of the realistic novel genre in Madagascar, and his works are now a part of the school curriculum. 28The Film Pirates was made after his famous novel I Vola. 29(Rasoavazaha). [5.en.http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=932] |
| Voambolana | 30 Tantara: olona |
| Kamban-teny rehetra | 31Razafindrazaka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
32 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|