|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ranomandry
Singan-teny  2rano, 3mandry
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra.
6Fomban-domano misosa.
7Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [rano mandry] 8A thin film found on water.
9a word used for ice.
10a mode of carrying palanquin.. [1.2]
11ice. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12glace. [1.8]
Ohatra  13 ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406#]
14 Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]

Teny iditra (2/2)15 Ranomandry
Singan-teny  16rano, 17mandry
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  20 marin-drano, 21 Ranomandry, ranomandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05