|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranombavaka |
| Singan-teny | 2rano, 3vavaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5(taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra.
6(ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ranom-bavaka]
7A blessing given to those who are going on a journey..
[1.2] |
| Voambolana | 8 Fivavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|