|
|
|
|

Teny iditra1 Ramahavaly
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3jereo Mahavaly. [2.48]
Fanazavàna teny frantsay  4voir Mahavaly. [1.196]
Ohatra  5 Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao [2.48]
6 Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly. [2.113#]
7 Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza. [2.508#]
Voambolana  8 Finoana
Kamban-teny rehetra  9bibindramahavaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09