|
|
|
|

Teny iditra1 Raivo
Singan-teny  2ivo
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (olona)
Fanazavàna teny malagasy  4Ny zanaka vavy eo anelanelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[Root aivo].
6The name given to a female who has an elder and younger brother and sister.. [1.2]
7the name of a girl who has an elder and younger sister or brother.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8fille entre l'aînée et la cadette.. [1.8]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  10 ranaivo, 11 ranaivo
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02