|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rabevoina |
| Singan-teny | 2be, 3voina |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany.
[2.293]
|
| Voambolana | 8 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|