|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 -po
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe fo

Teny iditra (2/3)3 po~
Sokajin-teny  4 tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)5 Po    
Sokajin-teny  6 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  7Singa mivaingana, faha-84 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  8Polonium.. [3.1]
Voambolana  9 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  10 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12