|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Pierre
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
3 Nitohy ihany ny tifi-tafondron' ny Amiral pierre.
[2.508#]
4 Dia tonga tokoa ny Amiraly pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#] 5 Ry Rasamoela (St-pierre), Rajafetra, Razafimahefa (mpitandrina tany Ambositra taty aoriana) no nampianatra azy tao. [2.357#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|