|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 P    p    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
4Amin'ny fanakambanan-teny, ny f miova ho p: sarotra fantarina = saro-pantarina.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5La quinzième lettre et onzième consonne de l'alphabet malgache.. [1.3]
Mpanahaka  6 abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7 Ny abidia
Lahatsoratra  8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/2)9 P    
Sokajin-teny  10 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  11Fôsfôrô.
12Singa mivaingana, faha-15 amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  13Phosphorus.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14Phosphore.. [3.1]
Voambolana  15 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  16 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02