|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 orimbato |
| Singan-teny | 2orina, 3vato |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vato atsangana ho fahatsiarovana.
[Taisaka]
6vatolahy. [1.78] 7Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato". 8Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato". [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[orim-bato]
9a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit.
10stone setting up.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[orim-bato]
11pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain.
12argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat. [1.3] |
| Ohatra |
13 Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo:
[2.48]
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 ambotrio, 16 maroboty, 17 orimbato, 18 taimboro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|