|
|
|
|

Teny iditra1 ondam-body
Singan-teny  2ondana, 3vody
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny). [Tanala] [1.78]
6ondan-tseza fipetrahana. [1.1]
[ondambody] 7Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina. [Taimoro] [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12