|
|
|
|

Teny iditra1 olombe
Singan-teny  2olona, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5olon-dehibe amin'ny taona. [Taisaka] [1.78]
6raibe sy renibe ary ny ray aman-dreny. [Sihanaka] [1.78]
[olom-be] 7olona tsy be teny loatra ary morainy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8d'un bon naturel, d'une nature facile, complaisant, calme, posé. [1.3]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02