|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 O o
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy.
4Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the fourteenth letter of the Malagasy alphabet.
6In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. 7In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache.
[1.3] |
| Mpanahaka | 9 abidy |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 12Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/4) | 13 ô |
| Sokajin-teny | 14 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17(vocative).
[1.8] |
| Ohatra |
18 Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika
[2.48]
|
| Teny iditra (3/4) | 19 -o |
| Sokajin-teny | 20 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Mpanahaka | 21 ko |
| Tsanganana sy sary iray takila |
22 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (4/4) | 23 O
![]() |
| Sokajin-teny | 24 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
25Ôksizenina.
26Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27Oxygen..
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28Oxygène..
[3.1] |
| Voambolana | 29 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
30 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|