|
|
|
|

Teny iditra1 Nasturtium    
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 izany hoe: nasturtium barbareeefolium no tena anaran' ny zava-maniry, ary Baker no anaran' ny olona namorona ny anarany. [1.357#]
Voambolana  4 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Nasturtium barbaraeoides  5anandranombohitra
Nasturtium barbareaefolium  6akondrojaza, 7anafisaka, 8anambolobotombahiny, 9anampisaka, 10ananakondro, 11anapetaka, 12tomoa
Nasturtium barbareafolium  13akondrojaza
Nasturtium barbareifolium  14kimalao, 15kimalaogasy, 16napetaka
Nasturtium millefolium  17anantsingitakely, 18tsingita
Nasturtium officinale  19anandrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03