|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miola
Fototeny  2ola
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [miôla] 4mikofoka mahery, mihetsika mafy. [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5to be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9 miola
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, 19 miola, 20 molay, 21 omaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12