|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miherina |
| Fototeny | 2herina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[miheriña]
4miverina.
[Sihanaka]
[1.78] 5Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to come around again at a certain time.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7revenir à une période déterminée.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 miharine, 16 miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|