|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miharana |
| Fototeny | 2harana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[miharaña]
4mitady.
[Tambahoaka]
[1.78] 5mitady. [Bezanozano] [1.78] [miharaña] 6mikatsaka, mitady, mikaroka. [Tanala] [1.78] 7Mitady: Miharana ady. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to seek, to search.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 miharàna |
| Fototeny | 14harana |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miharana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 hamarina, 17 maharina, 18 manahira, 19 maniraha, 20 miharana, miharàna, 21 mirahana, 22 Ramanahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|