|
|
|
|

Teny iditra1 Menarahaka
Singan-teny  2mena
Sokajin-teny  3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Renirano.
5180 km.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Affluent de la Mananara du Sud (180 km.), qui prend sa source sur le versant ouest de l'Andringitra du Sud, à Lamboany, descend vers le sud-ouest et se joint aux eaux de l'Ionaivo et de l'Itomampy venues du massif du Vohimainty, pour former la Mananara; par sa direction est-sud-est, elle peut être considérée comme l'origine de la Mananara.. [1.11]
Ohatra  7 Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao Ranomena, renirano sampan' i menarahaka ao [2.508#]
8 Io ony io dia « menarahaka », izay mandeha avaratra sy andrefana ary atsimon ' Ivohibe, ka miditra ao atsimon' i Vangaindrano « Mananara » no anarany rehefa tonga any. [1.353#]
Voambolana  9 Haitoetany: renirano, farihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31