|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 manorana |
| Fototeny | 2torana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/5) | 9 manorana |
| Fototeny | 10orana |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañoraña]
12avy orana, manorana.
[Tanala]
[1.78] 13misy orana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14to rain.
[Provincial]
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 18morana |
| Teny iditra (3/5) | 19 manorana |
| Fototeny | 20orana |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy).
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/5) | 27 manoràna |
| Fototeny | 28torana |
| Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Teny iditra (5/5) | 30 manoràna |
| Fototeny | 31orana |
| Sokajin-teny | 32 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manorana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 33 manaròna, manarona, 34 manorana, manoràna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|