|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manoditra
Fototeny  2hoditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañoditra] 4mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty). [Tanala] [1.78]
5manala hoditra, mamaofy. [Tanosy] [1.78]
6Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby.
7Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato.
8Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra.
9Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10to skin, to peel. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11écorcher, éplucher. [1.8]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16 manoditra
Fototeny  17toditra
Sokajin-teny  18 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka. [1.1]
Haiendriteny 
20 Ny ankehitriny :
21 Ny lasa :
22 Ny hoavy :
23 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  24 amandroty, 25 manoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12