|
|
|
|

Teny iditra1 manitsakitsaka
Fototeny  2hitsakitsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañitsakitsaka] 4manao tsinontsinona ny namana, manavakavaka na mampihisaka amin'ny tongotra. [Betsimisaraka] [1.78]
Tovy hevitra  5mañitsaka
Kamban-teny rehetra  6manitsakitsa-bady

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08