|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maninjitra
Fototeny  2hinjitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañinjitra] 4manalava. [Bezanozano] [1.78]
5Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to stiffen; to stretch out, as the hand. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7raidir: étendre comme la main. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 mañinjitra
Fototeny  14hinjitra
Sokajin-teny  15 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16manontolo. [Bezanozano] [1.78]
17Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana. [1.1]
Ohatra  18 Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy. [2.471]

Fivaditsoratra  19 mañinjitra, maninjitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02